Ampidiro aloha ny tenimiafina
Madagasikaranay (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray malala o! tahio ny tanindrazanay
Jereo sy vimbino re ny Fiangonanay
Mba handroso lalandava hanao tononkira.serasera.org ikhy ny sitrakao
Hahay hidera anao ho tonga olom-baovao
Ref: Tompo o! ty Madagasikaranay ity
Ireo Mpitondranay arovinao tsy hania e
kkvn Tsy hilavo lefona amin'ny asa izay hatao
Fa hiakina amin-kery sy ny Voninahitrao
Ref:........
Ny tafio-drivotra sy loza marobe
Dia ampanginonao mba tsy hamely anay anie
Ny herin-tsandrinao no Andry iakinanay
Ho sabatra sy apinga hiaro nfshyhpt ny Firenenay
Ref: ...x2
A/C: RANDRIANASOLO Rodolphe
Jereo sy vimbino re ny Fiangonanay
Mba handroso lalandava hanao tononkira.serasera.org ikhy ny sitrakao
Hahay hidera anao ho tonga olom-baovao
Ref: Tompo o! ty Madagasikaranay ity
Ireo Mpitondranay arovinao tsy hania e
kkvn Tsy hilavo lefona amin'ny asa izay hatao
Fa hiakina amin-kery sy ny Voninahitrao
Ref:........
Ny tafio-drivotra sy loza marobe
Dia ampanginonao mba tsy hamely anay anie
Ny herin-tsandrinao no Andry iakinanay
Ho sabatra sy apinga hiaro nfshyhpt ny Firenenay
Ref: ...x2
A/C: RANDRIANASOLO Rodolphe
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 939
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 01/04/2020 12:25
