Lalam-baovao (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny lalana lalam-baovao no soritanao mba hizorakoTsy fantatro izay ao m-badika ao
Nefa matoky anao Tompo ô
Mahitsy tora-tady; zay lalana ombako
fa lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako
Jeso fitarik'andro no mitantana ny diako
ka lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 573
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 09:01