Lalam-baovao (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny prva lalana lalam-baovao no soritanao mba hizorako
Tsy fantatro izay ao m-badika ao
Nefa matoky anao Tompo ô

Mahitsy tononkira.serasera.org tora-tady; zay lalana ombako
fa lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no hizorako

Jeso fitarik'andro no mitantana ny diako
ka lalam-baovao no soritanao halehako
raha ianao no mitantana ahy
dia ny lalanao no iupxpv hizorako mibov

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.041