Inty aho (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  1-Eto aho, manantona anao
mino aho fa tsy lavinao Tompo qtkvmolz ô
haiko, fa tsy tanteraka aho
ny foko ny saiko, rakotry ny otako
dia ninia niodina aho, nanao ny fanaon'izao rehetra mchzm izao
nankafy sondriany aho

nefa Tompo hoy ianao
izay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
raha toa ekenao, ny handao ny otanao
Miavia, izory, fa atoroko anao ny lala-mahitsy
Izao no lalana , fahamarinana, fiainana vaovao ho anao

  2-Eto aho, miangavy mywsav anao
raiso, mba ho mpanomponao, Tompo ô!
tsy mendrika aho, ny hamehy ny kapanao
nefa Tompo ô sasao, mba ho afa-keloka aho
neniko ny ditrako,
menatra aho jesosiko, menatra aho
miosom-pahotana aho

Inty aho, inty aho,
Raiso aho tononkira.serasera.org Tompo ô! Fa anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Vangy : 394
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 03/03/2025 06:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368