Feo fihavaozana (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/feo-fihavaozana

1- Feo fihavaozana ry Kristy o
no hirainay sy ventesinay
mba hideranay ny anaranao
ry masina mandrakizay

réf: miondrika mitsaoka anao
zahay izay navotanao
mantononkira.serasera.orgaiky anao Tompo tokana
ho an'izao tontolo izao

2-eran'ny tany no halehanay
hitoriana ny fitiavanao
havaozinao ny fomba fiasanay
ka mba tafio ny herinao

réf: miondrika mitsaoka anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 55
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:23
ID : 13102

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo