Faneva CNFF (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sampana Velona mijoro
Ara-panahy ny fikambananay
Tanora vonona hampandroso
Andry hery ny fiangonanay
Olom-boafidin'I Jeso Tompo
Ho apôsitôly Iraky ny Ray
Fanahy sy feo no nanavaozana anay
Hitory an-kira ny tenin'ny Ray

Ref. Feo Fihavaozana mijoro
Midera hatrany miasa ho an'i Ray
Tantara mitory ny asan'ny Tompo
No ventsoina an-kira indray
Vavaka, Asa, Fiderana, no filamatra (BASS)
ho Ampinga ho enti-miady
Handresy ny asan'izao Tontolo izao
Ka ny talenta izay nomen'ny Tompo anay
No indro ventsoina ho anao indray

A/C : Andriamparany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Vangy : 553
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0748