Ampidiro aloha ny tenimiafina
Faneva CNFF (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sampana Velona mijoro
Ara-panahy ny fikambananay
Tanora vonona hampandroso
Andry hery ny fiangonanay
Olom-boafidin'I Jeso Tompo
Ho apôsitôly Iraky ny awrattg Ray
Fanahy sy feo no nanavaozana anay
Hitory an-kira ny tenin'ny Ray
Ref. Feo Fihavaozana mijoro
Midera hatrany miasa ho rhrthp an'i tononkira.serasera.org Ray
Tantara mitory ny asan'ny Tompo
No ventsoina an-kira indray
Vavaka, Asa, Fiderana, no filamatra (BASS)
ho jmcyhaf Ampinga ho enti-miady
Handresy ny asan'izao Tontolo izao
Ka ny talenta izay nomen'ny Tompo anay
No indro ventsoina ho anao indray
A/C : Andriamparany
Ara-panahy ny fikambananay
Tanora vonona hampandroso
Andry hery ny fiangonanay
Olom-boafidin'I Jeso Tompo
Ho apôsitôly Iraky ny awrattg Ray
Fanahy sy feo no nanavaozana anay
Hitory an-kira ny tenin'ny Ray
Ref. Feo Fihavaozana mijoro
Midera hatrany miasa ho rhrthp an'i tononkira.serasera.org Ray
Tantara mitory ny asan'ny Tompo
No ventsoina an-kira indray
Vavaka, Asa, Fiderana, no filamatra (BASS)
ho jmcyhaf Ampinga ho enti-miady
Handresy ny asan'izao Tontolo izao
Ka ny talenta izay nomen'ny Tompo anay
No indro ventsoina ho anao indray
A/C : Andriamparany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1059
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
