Faneva CNFF (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sampana Velona mijoro
Ara-panahy ny fikambananay
Tanora rrtfrts vonona hampandroso
Andry hery ny fiangonanay
Olom-boafidin'I Jeso Tompo
Ho apôsitôly Iraky ny Ray
Fanahy sy feo tononkira.serasera.org no nanavaozana anay
Hitory an-kira fmdf ny tenin'ny Ray
Ref. Feo Fihavaozana mijoro
Midera hatrany miasa ho an'i Ray
Tantara mitory ny asan'ny Tompo
No ventsoina an-kira indray
Vavaka, Asa, Fiderana, no filamatra kkbvra (BASS)
ho Ampinga ho enti-miady
Handresy ny asan'izao Tontolo izao
Ka ny talenta izay nomen'ny Tompo anay
No indro ventsoina ho anao indray
A/C : Andriamparany
Ara-panahy ny fikambananay
Tanora rrtfrts vonona hampandroso
Andry hery ny fiangonanay
Olom-boafidin'I Jeso Tompo
Ho apôsitôly Iraky ny Ray
Fanahy sy feo tononkira.serasera.org no nanavaozana anay
Hitory an-kira fmdf ny tenin'ny Ray
Ref. Feo Fihavaozana mijoro
Midera hatrany miasa ho an'i Ray
Tantara mitory ny asan'ny Tompo
No ventsoina an-kira indray
Vavaka, Asa, Fiderana, no filamatra kkbvra (BASS)
ho Ampinga ho enti-miady
Handresy ny asan'izao Tontolo izao
Ka ny talenta izay nomen'ny Tompo anay
No indro ventsoina ho anao indray
A/C : Andriamparany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1079
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
