Andro tena miavaka (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro iray tena miavaka
mahavelombolo mahasambatra
ankalazaina tononkira.serasera.org eran-tany
ifampizarana ny bhhouik mamy
fifaliana hatrany hatrany

Satria mpanjaka
no tonga ho iraka
hamonjy ny very zrufkkg sy ireo mpanota

ary amin'izy ireny
tsy hisalasala aho xacsyb ny hiteny
f'izaho no lohany

Noely noely
androm-pihobiana, fifaliana, sanatria tsy horarahiana
Noely noely
ilay androm-mpamonjena hanavotana olo-maro sesehena
noely, noely, noely
Noely maminay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2375