Andro tena miavaka (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro pcsd iray tena miavaka
mahavelombolo hbcfdq mahasambatra
ankalazaina eran-tany
ifampizarana ny mamy
fifaliana hatrany hatrany

Satria mpanjaka
no tonga ho iraka
hamonjy ny very sy ireo mpanota

ary amin'izy ireny
tsy hisalasala tononkira.serasera.org aho ny hiteny
f'izaho no lohany

Noely noely
androm-pihobiana, fifaliana, sanatria tsy horarahiana
Noely noely
ilay androm-mpamonjena ovda hanavotana olo-maro sesehena
noely, noely, noely
Noely maminay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335