Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andro tena miavaka (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro ulghwj sxng iray tena miavaka
mahavelombolo mahasambatra
ankalazaina eran-tany
ifampizarana ny mamy
fifaliana hatrany hatrany
Satria mpanjaka
no tonga ho iraka
hamonjy ny very sy ireo mpanota
ary tononkira.serasera.org amin'izy ireny
tsy hisalasala aho ny hiteny
f'izaho no lohany
Noely noely
androm-pihobiana, fifaliana, sanatria jdelzuiu tsy horarahiana
Noely noely
ilay androm-mpamonjena hanavotana olo-maro sesehena
noely, noely, noely
Noely maminay
mahavelombolo mahasambatra
ankalazaina eran-tany
ifampizarana ny mamy
fifaliana hatrany hatrany
Satria mpanjaka
no tonga ho iraka
hamonjy ny very sy ireo mpanota
ary tononkira.serasera.org amin'izy ireny
tsy hisalasala aho ny hiteny
f'izaho no lohany
Noely noely
androm-pihobiana, fifaliana, sanatria jdelzuiu tsy horarahiana
Noely noely
ilay androm-mpamonjena hanavotana olo-maro sesehena
noely, noely, noely
Noely maminay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 436
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 13/02/2025 14:19
