Adama sy Eva (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/adama-sy-eva

Derainay ry Jesosy mpamonjy mpanavotra ahy noho ny asa nataony
Tamin'ny olona izay nofidiany , mba hiakatra any an-danitra ny

fa isika ry ra olombelona, izay voafitaky ny menarana
saika very raha tsy jesosy

izao no fitaka nataony, tamin-dRavehivavy
fa hahitra ny masonareo, ktononkira.serasera.orga halady ny sofinareo

Ity voakazo, e ! Ity voakazo, raha mihinana ity hianareo
dia hitovy amin'Andriamanitra, ho izy tamin'ny Adama sy eva

he raha narary, e! narary, raha narary tsy novanganao
raha noana tsy nomeo hanina, nangetaheta tsy nomena rano
tsy nitafy tsy notafianao
Mialàha fa biby voahozona,

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 76
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:26
ID : 13105

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo