MOA VE JESOA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve Jesoa, dia mihevitra ny momba ny fiainako
Moa jereny ve, isan’andro e, izany lalan-kizorako

He fantatro, he fantatro, tononkira.serasera.org fa akaiky izy izao
Izy ybkafb tena tia, anio ho doria, akaiky izy izao

Moa ve Jesoa, dia mandre tokoa afawdzu
Ny feo fitarainako
Moa henoiny ve, ka valiany e
Izany antso sy vetsom-po htfh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 2934
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403