MIVERENA IANAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny toaka sigara, paraky rongony
Manimba ny fiainantsika ka ialao
Jesosy nanafatra tamin’ny mpianany
Izao tenantsika izao no tempolin’Andriamanitra
Ka aza simbaina amin’ny zava-mahadomelina
Ref : Tsy mendrika anao, ny fahaverezana
Dieny miantso tononkira.serasera.org ny Tompo,andeha re hibebaka
Fa mbola tsy tara, tsy hanenina ianao
Modia amin’izay pqumuwt ianao ao an-tranon’ny Ray
Ny fijangajangana, ny sampy sy ny hafa
Manintona qfqjs ny tenantsika sy mahazo laka
Kanefa ny Tompo, mandrara an’izany
Ataonay ho fitoriana fa asakasakao dbuvre ihany
Ka aza lotoina amin’ny ireo ny fiainanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1759
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47