MISAORA AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah
Ry fanahiko
Misaora an’i Jehovah
Misaora
Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra
Izay mamela tononkira.serasera.org ny helokao rehetra, manasitrana ny svmurjp aretinao rehetra
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka
Izay mamnarina, famindram-po sy fiantrana
Ny hatanoranao, mody indray fmtny toy ny an’ny qfpfbtf
Voromahery
Fa tahaka ny ahitra
Ny andron’ny zanak’olombelona
Tahakan’ireo vonin-javatra
Any an-tsaha ny famoniny
Satria tsofin’ny rivotra
Izy ka lasa
Ary tsy mahalala azy intsony
Ny fitoerany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1524
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:46