MISAORA AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah
Ry fanahiko
Misaora an’i Jehovah
Misaora
Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra

Izay mamela ny helokao rehetra, manasitrana ny aretinao rehetra
Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka
Izay sfnghn mamnarina, lfbmag famindram-po sy fiantrana
Ny hatanoranao, eobfrru mody indray toy ny an’ny
Voromahery
Fa tahaka ny ahitra
Ny andron’ny zanak’olombelona
Tahakan’ireo vonin-javatra
Any an-tsaha tononkira.serasera.org ny famoniny
Satria tsofin’ny rivotra
Izy ka lasa
Ary tsy mahalala azy intsony
Ny fitoerany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1527
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329