MISAORA AN'I JEHOVAH (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah
Ry fanahiko
Misaora an’i tononkira.serasera.org Jehovah
Misaora
Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra
Izay mamela ny helokao rehetra, manasitrana ny aretinao rehetra
Izay manavotra ny wgxzbhum ainao tsy hidina any an-davaka
Izay mamnarina, famindram-po sy fiantrana
Ny hatanoranao, mody indray toy ny an’ny
Voromahery
Fa tahaka ny ahitra
Ny andron’ny zanak’olombelona
Tahakan’ireo vonin-javatra
Any an-tsaha bgdepxx ny famoniny
Satria tsofin’ny rivotra
Izy ka lasa
Ary tsy mahalala azy intsony
Ny fitoerany
sfwt

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1573
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:46