MBA VALIO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Choeur :
Fitiavan-dehibe no natolony
Natolony ho anao
Nafoiny ny ainy tononkira.serasera.org ho ahy sy ho anao
Mba ho fanavotana
Fitia tsy manam-petra, tsy mba mety ho ritra
Natolony , nafoiny ho ahy sy ho anao

Refrain :
Ka mba valio ny ljce fitiavany
Ka mba valio ny antsony

Choeur :
Tsarovy anie fa fandresena no nomeny
Fitiavan-dehibe txjmoyp tsy ritra ombieny ombieny
Fahatsoram-po tsy nisy toy izany
Nanolo-tena izy ho faty noho ctgwkw ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3432