HO RESY IHANY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina tokoa, izao tontolo izao
Tara-pahazavana tsy misy ao
Manjaka tsy ho lo, ,ny alina
Mahery, toa tsy toha ny alina
Nefa ho resy ihany , ianao ry aizin’ny tany
Masoandro hifoha, hanazava sy handroaka
Ny hery aminao
Feno ota tokoa ylltedoq izao tontolo izao
Safotry ny haratsiana tsy mandao
Manjaka tokoa, tononkira.serasera.org tsy ho faty tokoa
Mahery latsa-paka tsy lo
Nefa indro ho resy ihany
Ianao ry otan’ny tany
Ilay Jesoa iyxjdijs Tompo tsitoha no handrava
Sy handroaka ny hery aminao
Aloky ny fasana no mitatao
Amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Manjaka sy mahery tokoa
Ka ho fay gohqdbq ilay nofo ho lo
Nefa indro ho resy ihany,
Ilay fahafatesana an-tany
Lay Jesoa tompo tsitoha no handrava
Sy handroaka io hery io tsy hiseho
Tara-pahazavana tsy misy ao
Manjaka tsy ho lo, ,ny alina
Mahery, toa tsy toha ny alina
Nefa ho resy ihany , ianao ry aizin’ny tany
Masoandro hifoha, hanazava sy handroaka
Ny hery aminao
Feno ota tokoa ylltedoq izao tontolo izao
Safotry ny haratsiana tsy mandao
Manjaka tokoa, tononkira.serasera.org tsy ho faty tokoa
Mahery latsa-paka tsy lo
Nefa indro ho resy ihany
Ianao ry otan’ny tany
Ilay Jesoa iyxjdijs Tompo tsitoha no handrava
Sy handroaka ny hery aminao
Aloky ny fasana no mitatao
Amin’ny fiainan’izao tontolo izao
Manjaka sy mahery tokoa
Ka ho fay gohqdbq ilay nofo ho lo
Nefa indro ho resy ihany,
Ilay fahafatesana an-tany
Lay Jesoa tompo tsitoha no handrava
Sy handroaka io hery io tsy hiseho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:44
