HE MAMIKO (interpretation) (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He mamiko, sy tiako ry Jesoa o ! ry Jesoa o
Hitoetra eo akaikinao, hidera anao hivavaka
Aminao tsy misy tebiteby fo
Fiadanana mahavitra no atolotrao tononkira.serasera.org
Ny tenako ny heriko
Ny fiainako ejgufgk
Ho entiko bjqyyik hanompo anao
Hanaja zlexg anao
Haleloia
Jesosy no Tompo sy Andriamanitra
Hitoetra eo akaikinao, hidera anao hivavaka
Aminao tsy misy tebiteby fo
Fiadanana mahavitra no atolotrao tononkira.serasera.org
Ny tenako ny heriko
Ny fiainako ejgufgk
Ho entiko bjqyyik hanompo anao
Hanaja zlexg anao
Haleloia
Jesosy no Tompo sy Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1635
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:46
