HE MAMIKO (interpretation) (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He mamiko, sy tiako nlyr ry Jesoa tononkira.serasera.org o ! ry Jesoa o
Hitoetra eo akaikinao, hidera anao hivavaka
Aminao tsy misy tebiteby fo
Fiadanana mahavitra no atolotrao ewszboq

Ny tenako ny heriko
Ny fiainako
Ho entiko hanompo anao
Hanaja anao
Haleloia
Jesosy no Tompo cuqe sy Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1567
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316