HE MAMIKO (interpretation) (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He mamiko, sy tiako tononkira.serasera.org ry Jesoa o ! ry csnoxv Jesoa o
Hitoetra eo rhlf akaikinao, hidera anao hivavaka
Aminao tsy misy tebiteby fo
Fiadanana mahavitra no atolotrao
Ny tenako ny heriko
Ny fiainako
Ho entiko hanompo anao
Hanaja anao
Haleloia
Jesosy dhzhdccv no Tompo sy Andriamanitra
Hitoetra eo rhlf akaikinao, hidera anao hivavaka
Aminao tsy misy tebiteby fo
Fiadanana mahavitra no atolotrao
Ny tenako ny heriko
Ny fiainako
Ho entiko hanompo anao
Hanaja anao
Haleloia
Jesosy dhzhdccv no Tompo sy Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1637
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:46
