Fanoloran-tena (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako Tompo, izaho izay mpanompo
Hanara-dia imfedzh sy ho mpianatrao
Hiombom-piainana ao an-dapanao
Nefa tsy an-tery, f'ianao Jesoa mahery
Mahita izay ao am-poko ao
Ka ufmk tovy re raha sitrakao

Fanoloran-tena ho anao, izaho efa nandre ny antsonao
Tsy mendrika ho anao Jesoa tia, kanefa hoy ianao hoe avia

Toa mangahiahy, hiteny aho toa tsy sahy
Hanonona eto anatrehanao, ny fanekena izay mbola ataoko aminao
He tsy mendrika aho, he be reo fahotako
Fa vonona aho cyne manomboka izao, hanaraka tononkira.serasera.org izay sitrakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1997
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 05/11/2014 11:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8917