Fanoloran-tena (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako Tompo, hydoqwzi izaho izay mpanompo
Hanara-dia sy ymaai ho mpianatrao
Hiombom-piainana ao an-dapanao
Nefa tsy an-tery, f'ianao Jesoa mahery
Mahita izay ao am-poko ao
Ka tovy re raha sitrakao
Fanoloran-tena ho anao, izaho efa nandre ny antsonao
Tsy mendrika tononkira.serasera.org ho anao Jesoa tia, kanefa hoy ianao hoe avia
Toa mangahiahy, hiteny aho toa tsy sahy
Hanonona eto anatrehanao, ny fanekena joflmrnj izay mbola ataoko aminao
He tsy mendrika aho, he be reo fahotako
Fa vonona aho manomboka izao, hanaraka izay sitrakao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1857
Likes : 1 Like
Created by : macmac
Date : 05/11/2014 11:22