Andriamanitra o, ry Tompo zanahary (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Andriamanitra o, ry Tompo zanahary
Ny olombelona dia afaka manary
Ianao irery no tsy mba mandao
Ka vonjeo re ny matononkira.serasera.orgdinikao

Nefa mino sady manantena
Mbola ho tonga anie ilay famonjena
Andriamanitra o, tsy andrin’ny sasany
Fa andrinay e, madinika ny asany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 572
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 11/06/2015 09:47:01
ID : 7530

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo