ANDON'NY LANITRA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Injao fa miraondraona ny hiran’ny Andon’ny Lanitra
Miara-manandra-peo, miaraka manao rodo-be
Mitory sy manambara ny tenin’ny Ray ao an-danitra
Hitady ireo ondry very, mizotononkira.serasera.orgtra amin’ny lalam-be

Faingana ianao ry Tanoran’ny fahazavana,
Mizotra amin’ny lalan-tokana, tena tsara
Ilaozy ny toetra tsy mety sy ny fahotana
Henoy fa miantso ny hiran’ny Andon’ny Lanitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 629
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 11/06/2015 09:42:53
ID : 7519

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo