Tsy anjara (Charly Rakotoarimanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Njao toa feo iencxqq manako
Miantso anao hoe doqmw tiana
Nefa ho tononkira.serasera.org aiza moa
Tsy anjarako ianao

Izaho ety tomany
Miandry anao hatrany
Nefa tsy afa-mankaiza
Tsy anjarako ianao

Eny hatramin’izao
Tsy hadigny anao
Nefa izao no sitrakao
Izaho ety hionona
Satria tsy anao e

Ny hirako izao e
Foiko tsarovanao e
Satria fantatro fa
Tsy anjarako weklpva ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Charly Rakotoarimanga
Hits : 3150
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365