MOLIA [Modia] (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Molia e ! Molia ! agnondry mania
Molia an-tranon-dRainao, Molia
Fa ampe ‘zay vite ‘zay Molia
(x2)
Molia mamonjea ny Mpamonjy
Fa Ie(ie) raika vao ro hamonjy
Sy handresy ny ankaso etoy an-tany
‘Zay feno fahoria hatrany hatrany
(x2)
.
Molia e! Molia….(x2)
.
Sa Ia ro azonao tamay
Homokotse anao ka hangay
Tsy misy azo itokia ety
‘Ty vôlaniko aminao anio Molia e!
(x2)
.
Molia e! Molia ………..(x1)
.
Laha moly ianao androany,
Hifaly indray ‘ty Ray;
Mihoby ‘ty voavonjy
Hiaraka amaay!
(x2)
Fa Jesosy tea mikaiky Molia!
Fa Ie efa mandigne anao Molia
Hitsena anao androany malakia
(x2)
.
Molia e! molia a! agnondry mania
Molia an-tranon-dRainao, molia
Fa ampe 'zay vite ' zay, molia
(x2)

.
Tonony sy feony: Barivola
--------
Rohy:
Hevitra
rianaah ( 01/02/2015 12:11)
Vocabulaires:
Molia!=modia
homokotse=ho reraka
hangay=handao, handeha
mandigne =miandry
amaay=aminay
tamay=Hantenaina
Ie=Izy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)
Vangy : 2316
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rianaah
Daty : 01/02/2015 12:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739