Masoandro (Bolo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andrasanay fatratra ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra miala anyy
Miandry anao Dada, Miandry anao mama, Miandry tononkira.serasera.org ny havanao
Miandry tsy sasatra, an'janany

Nandrasanay fatratra ny fahatongavanao
Vantan'ny vao fantatra fa miala anyy
Miandry anao Dada, Miandry hggnv anao mama, Miandry ny havanao
Miandry tsy sasatra, an'janany

Ny elaa...nelana anie ny isan'ora anie ny isan'andro
Na ho aingana, ho ela, ela dia tsy maintsy ho rrzni tonga, ahita masoandro ×2

Instru
Ny xjwl elaa...nelana anie ny isan'ora anie ny isan'andro
Na ho aingana, ho ela, ny ela dia tsy maintsy ho tonga, ahita masoandro ×2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bolo
Hits : 1232
Likes : 0 Like
Created by : Sergioamboara
Date : 13/11/2024 08:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0161