You are here: home > Tononkira > BOKIN-KIRA FIDERANA

Tsaroako Tompo fa Hianao 0026 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

1.Tsaroako Tompo fa lanao
No efa niantso sy nandray
ity maditra kelinao
llay naloto hatrizay
Endrey ny fitiavanao
Niantso ahy hoe : "Avia ! "
Hiara-dalana Aminao
Ho eo anilanao doria.

Fiv.: Atolotro Anao  
   Jesosy ô!
Ny tenako,
   ny fo , sy ntononkira.serasera.orgy fanahy
Ka raiso mba
   ho mendrika Anao
Ho Voninahitrao
   ry Ray Amen

2.Misaotra Anao aho Jesoa
Fa lanao nifidy ahy
Na dia tsy mendrika aza
lzaho no navotanao ny fanahy
Ka ny voady ao am-po
Hanompo Anao n’aiza n’aiza aleha
Na inona n'inona hanjo
Hiaraka Aminao anie

Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Mpamaky : 279
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 05/11/2020 13:33:48
ID : 13151

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo