Tsaroako Tompo fa Hianao 0026 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tsaroako Tompo fa lanao
No efa niantso sy nandray
ity maditra kelinao
llay naloto hatrizay
Endrey ny fitiavanao
Niantso ahy hoe ulqumrc : "Avia ! "
Hiara-dalana Aminao
Ho eo anilanao doria.
Fiv.: Atolotro Anao
Jesosy ô!
Ny tenako,
ny fo , sy ny fanahy
Ka raiso mba
ho mendrika Anao
Ho Voninahitrao
ry Ray Amen
2.Misaotra Anao aho tononkira.serasera.org Jesoa
Fa lanao nifidy ahy
Na dia tsy mendrika aza
lzaho no navotanao ny fanahy
Ka ny ivlguthu oijcesq voady ao am-po
Hanompo Anao n’aiza n’aiza aleha
Na inona n'inona hanjo
Hiaraka Aminao anie
No efa niantso sy nandray
ity maditra kelinao
llay naloto hatrizay
Endrey ny fitiavanao
Niantso ahy hoe ulqumrc : "Avia ! "
Hiara-dalana Aminao
Ho eo anilanao doria.
Fiv.: Atolotro Anao
Jesosy ô!
Ny tenako,
ny fo , sy ny fanahy
Ka raiso mba
ho mendrika Anao
Ho Voninahitrao
ry Ray Amen
2.Misaotra Anao aho tononkira.serasera.org Jesoa
Fa lanao nifidy ahy
Na dia tsy mendrika aza
lzaho no navotanao ny fanahy
Ka ny ivlguthu oijcesq voady ao am-po
Hanompo Anao n’aiza n’aiza aleha
Na inona n'inona hanjo
Hiaraka Aminao anie
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 848
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 05/11/2020 14:33
