Tsaroako Tompo fa Hianao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tsaroako Tompo fa lanao
No efa niantso yqpjpntv sy nandray
ity maditra kelinao
llay naloto hatrizay
Endrey ny fitiavanao
Niantso ahy hoe : "Avia akbh ! "
Hiara-dalana Aminao
Ho eo anilanao doria.
Fiv.:
Atolotro tononkira.serasera.org Anao Jesosy ô!
Ny tenako, ny fo , sy ny fanahy
Ka raiso mba ho mendrika Anao
Ho Voninahitra ry Ray Amen
2.
Misaotra Anao aho Jesoa
Fa lanao nifidy ahy
Na dia tsy mendrika aza
lzaho nonavotanao ny fanahy
Ka ny voady ao doty am-po
Hanompo Anao ria aiza aleha
Na inona n'inona hanjo
Hiaraka Aminao anie
Tsaroako Tompo fa lanao
No efa niantso yqpjpntv sy nandray
ity maditra kelinao
llay naloto hatrizay
Endrey ny fitiavanao
Niantso ahy hoe : "Avia akbh ! "
Hiara-dalana Aminao
Ho eo anilanao doria.
Fiv.:
Atolotro tononkira.serasera.org Anao Jesosy ô!
Ny tenako, ny fo , sy ny fanahy
Ka raiso mba ho mendrika Anao
Ho Voninahitra ry Ray Amen
2.
Misaotra Anao aho Jesoa
Fa lanao nifidy ahy
Na dia tsy mendrika aza
lzaho nonavotanao ny fanahy
Ka ny voady ao doty am-po
Hanompo Anao ria aiza aleha
Na inona n'inona hanjo
Hiaraka Aminao anie
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:57
