Tsaroako Tompo fa Hianao (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tsaroako Tompo fa lanao
No efa niantso sy nandray
ity maditra kelinao
llay naloto hatrizay
Endrey ny fitiavanao
Niantso ahy hoe : "Avia ! "
Hiara-dalana Aminao
Ho eo anilanao doria.

Fiv.:
Atolotro Anao Jesosy ô!
Ny tenako, ny fo , sy ny fanahy
Ka raiso mba ho mendrika Anao
Ho Voninahitra ry Ray Amen

2.
Misaotra Anao aho Jesoa
Fa lanao nifidy ahy
Na dia tsy mendrika aza
lzaho nonavotanao ny fanahy
Ka ny voady ao am-po
Hanompo Anao ria aiza aleha
Na inona n'inona hanjo
Hiaraka Aminao anie
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANA
Hits : 834
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 18:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717