Ranon’aina izay tena mateza 0025 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ranon'aina izay tena mateza
Ao an-tampon'i Kalvary;
Saro-dàlana sady tononkira.serasera.org mideza, Nefa kosa tsy lavitra anao,

Fiv     Ranon'aina tsara loatra
Mora azon'ny maniry azy re
   Tsy mba eto fa any an-koatra
'Zay tafiditra ao dia tretrika tokoa

2 Loharano tsy mety ho ritra,
Fa dncq mahariira mandrakizay; Manadio ny loto rehetra;
Nefa kosa tsy lavitra Anao

3 Ny fitiavan'i Jesosy Tompo,
No manolotra io rano io
Dia ho afaka izay mampisento
Hatak'andro, jpxbt tapaho anio

4 Tonga rrcyqy Jeso hamonjy ny maro
'Zay mibebaka ô! matokia;
Ny fanahy nirahin'ny Tompo,
Hanadio ny ota ao am-po.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0475