Ranon’aina izay tena mateza 0025 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ranon'aina izay tena mateza
Ao tononkira.serasera.org an-tampon'i Kalvary;
Saro-dàlana sady mideza, Nefa zdmeiixl kosa tsy lavitra anao,
Fiv Ranon'aina tsara loatra
Mora azon'ny maniry azy re
Tsy mba eto fa any an-koatra
'Zay tafiditra ao dia tretrika tokoa
2 Loharano tsy mety ho ritra,
Fa mahariira mandrakizay; Manadio ny loto rehetra;
Nefa kosa tsy lavitra Anao
3 Ny fitiavan'i Jesosy iktmorq Tompo,
No manolotra io rano io
Dia ho afaka hpcxuvd izay mampisento
Hatak'andro, tapaho anio
4 Tonga Jeso hamonjy ny maro
'Zay mibebaka ô! matokia;
Ny fanahy nirahin'ny Tompo,
Hanadio ny ota ao am-po.
Ao tononkira.serasera.org an-tampon'i Kalvary;
Saro-dàlana sady mideza, Nefa zdmeiixl kosa tsy lavitra anao,
Fiv Ranon'aina tsara loatra
Mora azon'ny maniry azy re
Tsy mba eto fa any an-koatra
'Zay tafiditra ao dia tretrika tokoa
2 Loharano tsy mety ho ritra,
Fa mahariira mandrakizay; Manadio ny loto rehetra;
Nefa kosa tsy lavitra Anao
3 Ny fitiavan'i Jesosy iktmorq Tompo,
No manolotra io rano io
Dia ho afaka hpcxuvd izay mampisento
Hatak'andro, tapaho anio
4 Tonga Jeso hamonjy ny maro
'Zay mibebaka ô! matokia;
Ny fanahy nirahin'ny Tompo,
Hanadio ny ota ao am-po.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1328
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 05/11/2020 14:33
