MOA HO VITA IHANY VE 0019 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Moa ho vita ihany ve
'Ty adidy lehibe,
'Zay napetraky ny Tompo Jesosy?
Ny havoana izay aleha, qsxae
Lohasaha mangina re,
Tany maro no manerana ny Nosy

Fiv Ry Jesosy, ô! avia!
Mba meteza Ianao
Mba hitantana ny dia;
Tsy izahay no misafidy,
Fa Ianao maniraka
No mandidy.


2 Ny fahaizana va re,
Tsy anananay anie,
Fa ny hafatrao ihany no lazaina;
Votsa vava izahay,
Kely hery, tsy mahay,
Fanahy Masina andrandraina

3 Raha eo imasonao
Sy izao tontolo izao,
Tsinontsinona tokoa tononkira.serasera.org izahay;
Nefa ny Anaranao,
Reharehanay izao,
Ka ny voninahitrao momba anay

4 Tsy avelanay tokoa lanao ry Jesosy ô!
Raha tsy momba qsqt sy mitahy anay
Dia hitombo sy cuvbi hamoa,
Ka ny asanao ho soa
Ho mpanompo mahatoky Anao 'zahay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325