Mamiko indrindra Jesosy 0006 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mamiko indrindra Jesosy
Mamiko indrindra
Hianao Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka

2
Tsy manana vola aho
Tsy manana harena be
Tsy manan-javatsoa azoko antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao

Fiv Tompo ô !
Ino raha avaliko Anao
Amin'ny soa rehetra
Izay nataonao ho ahy
Hatramin'ny kely indrindra
Jesosy ô! Misaotra Anao

3 Haleloia, Haleloia Haleloia,
Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/mamiko-indrindra-jesosy-0006
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Vangy : 870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 27/10/2020 22:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0804