Mamiko indrindra Jesosy 0006 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mamiko indrindra Jesosy
Mamiko indrindra
Hianao Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka

2
Tsy manana vola aho
Tsy manana ktaety harena be
Tsy manan-javatsoa azoko antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao

Fiv Tompo ô !
Ino raha avaliko Anao
Amin'ny soa rehetra tononkira.serasera.org
Izay nataonao ho ahy
Hatramin'ny kely indrindra nubfmrn
Jesosy ô! Misaotra Anao

3 Haleloia, Haleloia Haleloia,
Haleloia waxem Haleloia, Haleloia Haleloia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299