Jesosy ô, indreto ny olonao (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy ô! indreto ny olonao
Manatona Anao mba ho vonjena
Manatona Anao sao very
Kely finoana, Jeso ka mila hery

Fiv
Mamaky efitra ka mety solafaka
Raha tojo fiakarana dia mety tsy ho afaka
Herikereho ihany Jeso
Fa mbola malefaka
Tazatazano ihany Jeso
Fa sao dia reraka

2
Jesosy ô! indreto ny olonao
Manatona Anao mba ho vonjena
Manatona Anao ka tohano
Raha sendra lavo aho, Jeso, atsangano.

3
Fanahy Masina ô, midina
Jereo ny olonao fa sao variana
Izay matory mba fohazo
Ny Fanahy Masina, Jeso, afafazo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Vangy : 6395
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3022