Hain'ny Tompo (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ycyhia Hain'ny Tompo, eny hainy
Ny mandamina ny qqeuikhd fiainako zmbvzl androany
Hain'ny Tompo, eny hainy
Ny manafaka amin'izay manjo ahy
Fiv.:
Eny hainy, tena hainy
Ny manao, mihoatra tononkira.serasera.org izay nofisiko
Eny hainy, tena hainy
Ny manao ahy araka, izay tiany
Ny mandamina ny qqeuikhd fiainako zmbvzl androany
Hain'ny Tompo, eny hainy
Ny manafaka amin'izay manjo ahy
Fiv.:
Eny hainy, tena hainy
Ny manao, mihoatra tononkira.serasera.org izay nofisiko
Eny hainy, tena hainy
Ny manao ahy araka, izay tiany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BOKIN-KIRA FIDERANAVisites : 14188
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 11:58
