Andramo ka zahao (BOKIN-KIRA FIDERANA)

1.
Tsy mbola nisy toa an’i Jesoa
Raha tamin'izao fiainana izao
F'ireo izay nanana olana tety
Ka nino Azy dia sitrany

Fiv.
Tsy mba mifidy izay asian-tsoa Jesoa
Fa manome an-tsitra-po tokoa
Ka ento eo anatrehany
lzay entanao, mavesatra

2.
Tsy mbola nisy niala maina anie
Izay rehetra nahatoky Azy
Fa dia nomeny fahafaham-po tokoa
Ka mba andramo dia ho hitanao
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/andramo-ka-zahao
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Vangy : 849
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 18:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0702