Matoa Aho Mihira (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza, nankaiza ny olon-tetỳ
No zary, no zary mangina ny ankany
Ny sidina ve mba hitety,
Nikatsaka ivelan'ny tany
Sao sendra ny oram-baventy
Mialofa ndrao dia hiatrany

Nankaiza, nankaiza ny akon'ny omaly
No antsoina, no antsoina fa tsy mba mamaly
Meteza ry antso horontsoiny
Hanohina kely ny snanipw fony
Matoa aho mihira ato izao
Dia hanina azy aho ambarao

Naleoko tsy nitia toy izay fitia tsy ho doria
Izao vao fantatro efa anie ny ankany tononkira.serasera.org ovan-tsento
Ka hionona aho satria mangina ilay fitia

Nankaiza, nankaiza ny akon'ny omaly
No antsoina, no gttyb antsoina fa tsy mba mamaly
Meteza ry antso horontsoiny
Hanohina kely ny fony
Matoa aho mihira ato izao
Dia hanina azy aho ambarao


Charles Rabé tfrjkof et son Orchestre
Kapila : Rova – BJ 203

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 208
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 28/06/2026 21:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0809