Havako anie (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Havako anie izy izay eny havako
Ny anarany mantsy dia tsy afaka ambavako
Maro ireo phmwono kinta-mamiratra roy o!
F’iny havako iny dia sarotra hafoy
Havako anie tononkira.serasera.org izy izay eny mamiko
Na ratsy na tsara dia jzbstgaq izy no laniko
Nomeko ny foko nomeko hanjakainy
Ka asany kosa raha ho ravaravainy
Havako anie izy izay izy irery
Raha lavitra azy ny saiko dia very
Ny sariny mantsy voasikotra anaty
Tehiriziko tsara ao am-po mandra-maty o!
Havako anie izy izay eny tiako xgyjf
Tiako dia tiako fanilon’ny diako
Hokolokoloiko sy ataoko andry maso
Fa be ireo mpisompatra sy mpanao ankaso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 10609
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:02