Fasana Faharoa (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fasako, fasana iany
Fa ny foko dia fasana koa
Io no fasako ivelan’ny tany
Io no fasako iray faharoa lmkpej
Tsy mba vero na mba rgokdima rangolahy
No manafinan’ io fasan’ io
Fa ny nofoko zary manahy pnsgkkwt
No mandrakotr’omaly sy anio
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso toloko tsy tana
Izy ireny no sarin’avelo
Mitampody ka sarotra ialana
Ao ny nofo novolavolaina
Izay nisinda nalaky tsy hita
Ao no rendrik’ ilay tononkira.serasera.org nantenaina
Ilay sambo natao ho tafita
Ao ny tsantan’ny andro taloha
Sy ny hiran’ny fahazazako
No milevina ka tsy mifoha
Na noheverina mba hitondra ako
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso toloko tsy tana
Izy ireny no sarin’avelo
Mitampody ka sarotra ialana
BARIJAONA (J.J.Rabearivelo)
Fa ny foko dia fasana koa
Io no fasako ivelan’ny tany
Io no fasako iray faharoa lmkpej
Tsy mba vero na mba rgokdima rangolahy
No manafinan’ io fasan’ io
Fa ny nofoko zary manahy pnsgkkwt
No mandrakotr’omaly sy anio
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso toloko tsy tana
Izy ireny no sarin’avelo
Mitampody ka sarotra ialana
Ao ny nofo novolavolaina
Izay nisinda nalaky tsy hita
Ao no rendrik’ ilay tononkira.serasera.org nantenaina
Ilay sambo natao ho tafita
Ao ny tsantan’ny andro taloha
Sy ny hiran’ny fahazazako
No milevina ka tsy mifoha
Na noheverina mba hitondra ako
Sentosentoko mamelovelo
Ranomaso toloko tsy tana
Izy ireny no sarin’avelo
Mitampody ka sarotra ialana
BARIJAONA (J.J.Rabearivelo)
--------
Link:
