Akany tiana (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’aiza tany hitodina n’aiza toera-kilasiana
Iarivo, tononkira.serasera.org Iarivo ihany no fodiana tena jqrfjkcq mamy
N’aiza toera-mahamanina manaitra raha tazanina
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena hankamamiana
N’inon’inona harena toa manintona ny tena
Iarivo, Iarivo ihany no manaitra ny vinany
Fa Iarivo ilay jkqipsuc Iarivo
No mitolona ka tsiahivo
N’aiza tany hitodina n’aiza toeran-kilasiana
Iarivo, Iarivo, Iarivo tiana no Edena hankamamiana xwyatasm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BarijaonaVangy : 6588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/08/2002 14:05