Nahoana e! (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompo mitaraina miantso hoe : nahoana e ianareo voafidiko
Nahoana e? ianareo voafidiko , nahoana e no mandà Ahy
Nahoana e, nahoana e?
No tampenanao ny masonao, nahoana e no ny sitraponao no natao?
Hadinonao ve ny indrafoko, nahoana e tononkira.serasera.org tsy tsapanao ny Fahasoavako
Anio Jesoa manontany anao: nahoana e ianareo mpanompoko
Nahoana e ianareo mpanompoko, nahoana e no tsy tia Ahy?
Nahoana e, nahoana e?
No heverinao ho tsy miaro anao Aho satria ve resy ianao?
Tsy fantatrao intsony ve Aho ry ondry ô !!
Miantso anao kdat moramora Aho
Malahelo Aho raha ny oloko
Izay xfrseep tiako no mba manadino Ahy
Honena Aho raha toa ny oloko, izay tiako no voatafika
Fa faly twlknp Aho fa faly Aho raha mandresy ny oloko
Fa faly Aho raha miverina Amiko
Ny oloko ny oloko
Eny ho faly izay any an-danitra
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 772
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 18/11/2022 13:30