Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nahoana e! (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Tompo mitaraina miantso hoe : nahoana e ianareo tononkira.serasera.org voafidiko
Nahoana e? ianareo voafidiko , nahoana e no mandà Ahy
Nahoana e, nahoana e?
No tampenanao ny masonao, nahoana e no ny sitraponao no natao?
Hadinonao ve ny indrafoko, nahoana e tsy tsapanao ny Fahasoavako
Anio Jesoa manontany anao: nahoana e ianareo mpanompoko
Nahoana e ianareo mpanompoko, nahoana e no tsy tia Ahy?
Nahoana e, nahoana e?
No heverinao ho gqsyhtu tsy miaro anao Aho satria ve resy xemu ianao?
Tsy fantatrao intsony ve Aho ry ondry ô !!
Miantso anao moramora Aho
Malahelo Aho raha ny oloko
Izay tiako no wgcprxue mba manadino Ahy
Honena Aho raha toa ny oloko, izay tiako no voatafika
Fa faly Aho fa faly Aho raha mandresy ny oloko
Fa faly Aho raha miverina Amiko
Ny oloko ny oloko
Eny ho faly izay any an-danitra
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 851
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 18/11/2022 13:30