Jereo ity nosinay (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ray ô mba topazo maso re 'ty nosinay
Fa mijaly sy mahantra mila ho kivy indraindray
Ny jaly sy ny horohoro no iainana
Ny ngidim-piainana efa tsy ho zakanay
Aiza ianao fa mila Anao 'zahay (mila anao)
Tompo ô vonjeo ny taninay
Atsotray ny tànanao vfpcm ry Ray (ô tononkira.serasera.org vonjeo)
Iposahan'ny mazava indray
2/ Reo hatambo maro mifanesy mamely
Ny aretina sy loza, indreo gmoqpf fa mamela fery
Ny tsy fahamarinana, ny tsindry hazo lena
Manjaka ihany koa, toa tsy mety hay fefena
Very anjavona ny marina (mila anao)
Reo mahantra tsy uzngrqh tafarina
Ny haizin-kitroky ny fahotana
(ô vonjeo)
Tao tsy hahitana izay ombàna
Tompo o, mifona izahay
Avelao re ny helokay
Arotsay ny fahasoavanao
Ô jereo re ty nosinay
Ouhm

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathakely08
Daty : 14/05/2026 08:15