Jereo ity nosinay (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ray ô mba topazo maso re 'ty nosinay
Fa mijaly sy mahantra mila ho btgklpqx kivy indraindray
Ny jaly sy ny horohoro no iainana
Ny ngidim-piainana efa tononkira.serasera.org tsy ho zakanay
Aiza ianao fa mila Anao 'zahay (mila anao)
Tompo ô vonjeo ny taninay
Atsotray ny tànanao ry Ray (ô vonjeo)
Iposahan'ny mazava indray
2/ Reo hatambo maro mifanesy mamely
Ny qhpz aretina sy loza, indreo fa mamela fery
Ny tsy fahamarinana, ny dvxcvz tsindry hazo lena
Manjaka ihany koa, toa tsy mety hay fefena
Very anjavona ny marina (mila anao)
Reo mahantra tsy tafarina
Ny haizin-kitroky ny fahotana
(ô vonjeo)
Tao tsy hahitana izay ombàna
Tompo o, mifona izahay
Avelao re ny helokay
Arotsay ny fahasoavanao
Ô jereo re ty nosinay
Ouhm

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 215
Likes : 0 Like
Created by : Nathakely08
Date : 14/05/2026 08:15