Jereo ity nosinay (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ray ô mba topazo maso re 'ty nosinay
Fa mijaly sy mahantra mila ho kivy indraindray
Ny jaly sy ny horohoro tononkira.serasera.org no iainana
Ny ngidim-piainana efa tsy ho zakanay
Aiza ianao fa mila Anao 'zahay (mila anao)
Tompo ô vonjeo ny taninay
Atsotray ny tànanao ry Ray (ô vonjeo)
Iposahan'ny mazava indray
2/ Reo hatambo maro mifanesy mamely
Ny aretina sy loza, indreo fa mamela fery
Ny tsy fahamarinana, ny tsindry hazo lena
Manjaka ihany koa, toa tsy mety hay fefena
Very anjavona ny marina (mila anao)
Reo mahantra tsy tafarina
Ny cemjbsl haizin-kitroky ny fahotana
(ô vonjeo)
Tao tsy hahitana izay ombàna
Tompo o, mifona izahay
Avelao re ny helokay
Arotsay ny mfra fahasoavanao
Ô jereo re ty nosinay
Ouhm qvsp

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 167
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nathakely08
Date : 14/05/2026 08:15